Baolina kitra Vakinankaratra : Tompondaka ny Gendarmerie Nationale FC
Tontosa ny alahady 14 jona lasa teo, tao amin’ny Kianja Velodrome Antsirabe, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’ny ligin’i Vakinankaratra D1, taranja baolina kitra. Voahosotra ho tompondaka ny Gendarmerie Nationale FC, rehefa nandresy ny FC Valahara, tamin’ny isa mazava, 4 no ho 0. Nanjaka ny fahaiza-manaon’ireo mpilalaon’ny zandary. Satria, teo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.