Kianja Kanto Antsararay : Nahazo kianja basikety ny boriborintany faha-6
Nahazo kianja filalaovana basikety ny mponina eny amin’ny boroborintany faha-6. Vita ary notokanana ny alarobia lasa teo ny toerana nomena ny anarana hoe kianja Kanto Antsararay. Tetikasa tafiditra ao anatin’ny “Pepinière urbaine” an’Antananarivo Renivohitra, nentin’ny Gret hiarahana amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary tohanan’ny AFD (Agence française de développement) ity tetikasa ity. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.