Ekipa afrikanina : Côte d’Ivoire sy i Ghana ihany no hany nahazo fandresena
Eo ho eo ny vokatra azon’ireo ekipa afrikanina miisa 10 miatrika ny “Mondial 2026”. Ireo firenena efa kalaza no mihitsoka nandritra ny andro voalohany. Kely fa manahirana ireo “Goliata” eoropeanina kosa ry zalahy vao sambany miatrika ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ity. Sady tsy ratsy no tsy tsara ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.