Rugby – TOP 20: tsy tontosa hatramin’ny farany ny famaranana
Haverina amin’ny fotoana manaraka ny famaranana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby sokajy Top 20, hikatrohan’ny RCSA Anosibe sy ny Rosa Club de l’Imerina. Tsy tanteraka izany noho ny hamaizin’ny andro. Tapitra teo amin’ny minitra faha-65, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja rugby (TOP 20). Fihaonana, nikatrohan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.