Indray mijery
Nanomboka tamin’ny taona 1960 tany ho any no nipetrahan’ny ankamaroan’ireo mponina ao Analamahitsy Cité, nefa mbola maro no tsy nahazo Bokin-tany hatramin’izao. Ho fanamorana ny fikarakarana ny antontan-taratasy sy ny fanamarinana ny zo fitompoana ny tany, dia miezaka ny CUA, izay tompon’ny tany, mifandray akaiky amin’ny mponina mba hamahana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.