Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fiangonana FVKFM: havan’ny voafonja 1 000 nahazo fanampiana

Fianakavian’ireo olona voafonja eto Antananarivo, miisa 1 000 no nizarana fanampiana ny faran’ny herinandro teo, tetsy Ankorondrano. Vary milanja 4 taonina sy sasany, siramamy 1 taonina, menaka 22 daba na 1040 litatra, paty, baran-tsavony 1 000 isa, tsaramaso 1 taonina ary sira 500 fonosana no notsinjaraina ho azy ireo tamin’izany. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.