Basikety: miakatra N1A ny klioban’ny Lucadro
Sambany eo amin’ny tantaran’ny Lucadro (Lutte contre l’analphabète et de la drogue) Analamanga no tafakatra N1A ity klioba ity. Fantatra izany taorian’ny fifaninanana nasionaly N1B, natao tany Moramanga, ny faran’ny herinandro teo. Tafapetraka eo amin’ny laharana faharoa ny Lucadro, eo amin’ny sokajy vehivavy, rehefa resin’ny Pintade Amoron’i Mania, tamin’ny isa 80 no ho …
No comments yet. Be the first to add a perspective.