Vondrona «I»: tsy manan-tsafidy fa mila mandresy i Sénégal, anio
Anisan’ny lalao andrasan’ny maro, indrindra ny vahoaka afrikanina, ny lalao hikatrohan’ny Lions de la Teranga, Sénégal sy Norvège ho an’ny vondrona “I”. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Kianja New-York/New Jersey, East Rutherford. Tsy manan-tsafidy afa-tsy ny fandresena ihany ry zareo sénégalais amin’ity. Raha tsiahivina, tsy mbola manana isa ary farany ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.