Indray mijery
Hisy fidinana misongadina ny maripana any amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy, manomboka ny faran’ny herinandro. Manodidina ny -1 hatramin’ny 26 °C ny maripana ny maraina ary eo anelanelan’ny 22 – 35 °C ny tolakandro. Ny varatraza no handrafitra ny toetry ny andro mandritra ity herinandro ity. Misy ny fampitandremana mahakasika ny alondrano …
No comments yet. Be the first to add a perspective.