France sy Irak: naharitra ora 3 mahery ny lalaon’ny roa tonta
Nitrangana zavatra tsy mbola fahita hatramin’izay nisiany ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Tao anatin’izay andiany 23 izay, tamin’ity vao nisy lalao natsahatra nandritra ny 131 minitra be izao. Tsy fahadisoan’ny mpikarakara fa noho ny hetraketraky ny natiora. Niato nandritra ny 131 mn na adiny roa sy 11 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.