Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Feno ny mpanjifa: laharana fanampiny Airtel ny 035

Manodidina ny 5 tapitrisa isam-bolana ny mpanjifan’ny Airtel Madagasikara. Miditra amin’ny dingana vaovao indray, noho izany, ity orinasa tambajotram-pifandraisana ity. Fiantombohan’ny laharana hampiasain’ny Airtel vaovao ny 035, manampy ny 033 namantarana azy hatramin’izay. Nihatra nanomboka ny alatsinainy 22 jona teo io laharana io, manerana an’i Madagasikara. Mitovy tanteraka amin’ny fiasan’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.