Willot, i Antonio, i Marina Tompon’amboara Beach volley
Nizotra ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Beach volley, fihodinana faharoa. Ekipa 24 no nifaninana niady ny amboara nandritra izany. Teo amin’ny vokatra kosa, voahosotra ho tompon’amboara i Willot sy Antonio, teo amin’ny sokajy lehilahy, rehefa nahazo ny fandresena nanoloana an’i Julio sy i Odilon, tamin’ny seta …
No comments yet. Be the first to add a perspective.