Laharana fahatelo tsara indrindra: valo ireo firenena hisitraka izany
Hatramin’izao, tsy mbola misy ekipa afrikanina tafita amin’ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ity. Ho an’ireo tsy tafiditra roa voalohany isam-bondrona, misy toerana valo hiadiana ho an’izay fahatelo tsara toerana indrindra. Firenena 7 no efa nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ny “Mondial 2026”, tanterahina any …
No comments yet. Be the first to add a perspective.