Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Indray mijery

 Nanatanteraka atrikasa tany Fianarantsoa ny solombavambahoaka mpikambana ao amin’ny «Coa­lition parlementaire pour la vaccination» notarihan’ny filohan’ny Vaomieran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fandrindram-piterahana, Dr Rajaobelina Lova Herizo. Adisisika momba ny fampandehanana ny «Fonds na­tional pour la vaccination» mba ho tena rafitra iray afaka ampiasaina hanamora ny fividianana vaksiny eto Madagasikara no nodinihina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.