Dokotera Volatiana: nanampy traikefa tany Etazonia
Nanao fitsidihana voalohany tany Etazonia, tamin’ny alalan’ny fandaharanasa International Visitor Leadership Program (IVPL) ny Dr. Andriananja Volatiana, lehiben’ny sampan-draharaha misahana ny areti-mifindra ao amin’ny CHU Befelatanana. Nanatri-maso ny fahaiza-manao amerikanina tao amin’ ny Cleveland Clinic, iray amin’ireo ivontoeram-pitsaboana lehibe indrindra maneran-tany ny tenany. Misy fandriana fandraisana marary 6 000 isa. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.