Kianja Barea Mahamasina: tsy afaka handray ny lalaon’ny Barea amin’ny septambra
Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa tsy ho tratra amin’ny volana septambra ny asa fanamboarana ny Kianja Barea Mahamasina, izay havadika ho bozaka safiotra. Midika izany fa tsy hatao eto an-toerana ny lalao hihaonan’ny Barea amin’i Tanzanie. Tsiahivina fa tafiditra anatin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.