Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tsara ny vokatra ho an’i afrika: Ekipa sivy tafita amin’ny ampaha-16-ndalana

Miditra amin’ny dingana hifanaovana veloma amin’izay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, “Mondial 2026”. 32 sisa ny ekipa mbola manohy ny dia. Nahatafita ekipa sivy tamin’ireo 10 nandray anjara ny afrikanina. Tsy misy intsony ny kajikajy! Efa miditra ao anaty tsontsorimamba isarahana ny ekipa rehetra miatrika ny fiadiana ny ho …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.