INDRAY MIJERY
Tontosa ny atrikasa fanombohana ny fanamboarana ny Drafitrasa hanamafisana ny rafitra nasionaly hiatrehana ireo loza mety hateraky ny sakafo tsy azo antoka sy hiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka. Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny fomba fiasa ny dingana, mikendry ny hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ireo sehatra rehetra voakasika amin’ny fisorohana, ny fanaraha-maso …
No comments yet. Be the first to add a perspective.