Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

EPP Sevohipoty : Nitombo avo dimy heny ny mpianatra

Nisokatra ny taona 2015 ny akany fibeazana ao amin’ny EPP Sevohipoty. Tsy narisika loatra ny ray aman-dreny, tany am-boalohany. Zara raha nisy 60 teo ho eo ny zaza noraisina an-tanana. “Niova izany ankehitriny, miakatra avo dimy heny ny isan’ny mpianatra. Maha­tratra 311 izy ireo ao amin’ny akany fibeazana (préscolaire). Nahatonga …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.