Media Cup – «Independance Day 2026» : Nisongadina ny TVM sy i Miarimbola Vahatra
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja CAI Ambodin’Isotry, ny “Media Cup – Independence Day 2026”, taranja tsipy kanetibe, nifanandrinan’ny samy mpanao gazety. Fifaninanana nokarakarain’ny Union des journalistes sportifs de Madagascar (UJSM). Nisongadina ny TVM, nandrombaka amboara telo. Mpandresy teo amin’ny lalaon’olon-telo, i Tita sy i Nary ary i …
No comments yet. Be the first to add a perspective.