Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Basikety 5×5: Oniversite 20 hifaninana amin’ny Hoopfest

Hotanterahina ny 13 hatramin’ny 19 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny hetsika “Hoopfest”, andiany voalohany. Fifaninanana basikety lalaovin’olona 5, karakarain’ny Université Privé d’Ambohidratrimo. Hetsika natokana ho an’ny mpianatra eny anivon’ny ambaratonga ambony. Oniversite miankina sy tsy miankina 20, eo amin’ny sokajy lehilahy, no hifaninana amin’izany. Tsy misy kosa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.