Taom-pianarana 2026 : Fahombiazana feno ho an’ny sekoly Maarif
Natao ny sabotsy 27 jona teo, teny amin’ny CCI Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ny mpianatra ao amin’ny sekoly tiorka Maarif Faralaza Talatamaty. Raha aravona, nahomby ny vokatra azon’ny mpianatra sy ny mpitantana ny sekoly ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Santionany vitsivitsy, 20 ny mpianatra GS nifindra CP, 9 ny ankizy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.