Fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra : Hamolavola drafitrasa ny mpisehatra
Haharitra roa andro ny atrikasa iarahan’ny BNGRC sy ireo mpisehatra rehetra momba ny tombana ny asa tao anatin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza nandritra ny fotoam-pahavaratra 2025-2026. Rivodoza roa: Fytia (tany andrefana) sy Gezani (atsinanana) no nandalo teto amintsika. Atrikasa nasionaly no tanterahina eto Antananarivo, taorian’ny atrikasam-paritra tamin’ny toerana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.