Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Haparitaka isam-paritra : Voavolavola ny Paikady ho an’ny préscolaire

Navondrona iray ao anatin’ny Paikady nasionaly ho an’ny kilasy fanomanana (préscolaire) ny fandaharanasa samihafa nampiharina teny anivon’ny sekoly maro hatramin’izay, momba ny akany fibeazana ho an’ny zaza madinika. “Tanjon’ny paikady ny hanitatra ny fisitrahan’ny ankizy ny kilasy fanomanana manerana ny Nosy. Hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana, omena fanofanana ireo mpanabe ary …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.