Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Jeux corporatifs AMDRHE : Orinasa 34 handray anjara

Ho fankalazana ny faha-20 taonan’ny fikambanana AMDRHE, hisy fifaninanana iraisan’ny orinasa tsy miankina na «Jeux corporatifs». Taranja fito no hifaninanana ka miisa 34 ireo handray anjara amin’izany. Feno 20 taona ny AMDRHE, fikambanana misahana ny fitantanana ny mpiasa eo anivon’ny orinasa tsy miankina. Tsy avelan’ireo tomponandraikitra handalo fotsiny izany fotoana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.