Miady avokoa ny lalao : Manampatra ny heriny i France
Tapitra teo amin’ny dingana ampaha-16-ndalana ny lalan’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Etsy ankilany, manohy ny diany ny Les Bleus, France sy i Mexique, mpampiantrano. Notapahin’ny Viking Norvège teo amin’ny ampaha-16-ndalana ny dian’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, eo amin’ity “Mondial” andiany faha-23 ity. Lavon-dry …
No comments yet. Be the first to add a perspective.