INDRAY MIJERY
Mikarakara varavarana misokatra ho an’ny daholobe ny hopitaly Anosiala, ny 8 sy 9 jolay ho avy izao. Hisy fampianarana momba ny aretin’ny zaza sy ny homamiadana ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana, ny andro voalohany. Hizaha fahasalamana maimaimpoana kosa ny tomponandraikitra ny tapakandro hariva sy ny andro faharoa. Isaky ny sampandraharaha no …
No comments yet. Be the first to add a perspective.