Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

BEPC 2026 : 327 815 ny isan’ny mpiadina manerana ny Nosy

327 815 ny isan’ny mpiadina hanala ny fanadinana BEPC manerana ny Nosy. Mizara ho sokajy roa izany. Sokajy A manana mpiadina 174 760 ary ny sokajy B miisa 153 055. Hitsinjara amin’ny efitrano 9 446, anatin’ny foibem-panadinana 1 101, izy ireo, eo anivon’ny Cisco 115. 10 taona ny zandriny indrindra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.