Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fikambanana Fonena : Ilaina ny tetikasa sosialy ho an’ny vahoaka

Nisedra maodely maro samihafa i Madagasikara, raha ny fampandrosoana no asian-teny, saingy vitsy ny vokatra nana­tsara ny andavanandron’ny isan-tokantrano, raha ny fanambarana nataon’ny fikambanana Fonena tamin’ny mpanao gazety, tetsy Anosy, ny herinandro teo. Mahatsapa izy ireo fa notaizaina ho mpandray tombontsoa fotsiny ny olom-pirenena fa tsy ho tomponandraikitra amin’ny fampandrosoana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.