Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fimpima Antsirabe: Namoaka ny andiany « Loharano »

358 mianadahy ny andiany Loharano navoaka tamin’ity fotoana ity ary 89 ireo noraisina ho mpikambana raikitra. Hanatevina ny Fikambanan’ny mpikabary Malagasy na ny Fimpima, faritany Antsirabe, izy ireo. Natomboka tamin’ny diabe niainga teo amin’ny tranompokonolona Antsenakely, namakivaky ny tanàna ary nifarana teo anoloan’ny tsangambato no nanamarihana ny famoahana ny andiany …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.