Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Noho ny fanagasiana taloha : Matahotra ny hampiasa teny malagasy ny Malagasy

Nanana ny akony sahady ilay fahalanian’ny tolo-dalàna hampiasana ny teny malagasy manomboka izao. Iray amin’ireo namela holatra lehibe ilay « fanagasiana » bontolo. Faly sahirana! Azo lazaina ho io no zava-nitranga nanoloana ilay fahalanian’ny volavolan-dalàna manome lanja sy hasina ny teny malagasy, teny amin’ny Antenimierampirenena. Seha­tra maro no ampiasana ny teny malagasy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.