Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fiarovana ara-pahasalamana: Nankatoavina ny drafitra fanatanterahana

Natao tamin’ity herinandro ity ny atrikasa nasionaly fanamarinana ireo antontan-taratasy stratejika sy ara-pampiharana momba ny fiomanana sy ny famaliana ny hamehana ara-pahasalamana. Eo koa ny ady amin’ny fanoheran’ny mikraoba ny fanafody (Ram) ary ny fanamafisana ny fomba fiasa «One Health» eto Mada­ga­sikara. Entina hanamarinana amin’ny fomba ofisialy ireo antontan-taratasy novolavolaina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.