Baolina Kitra – “Yas Coupe de Madagascar” : Nofaranan’ny Ajesaia ny dian’ny Disciples Fc
Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo, ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Yas Coupe 2026. Maro ireo klioba sangany mbola manohy ny diany amin’ity fifanintsanana ity, anisan’izany ny Elgeco Plus, tompon’ny amboara farany, ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara, ny Cosfa Miaramila, ny Fc Rouge, izay nandresy tsy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.