Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Mondial 2026 : Efa-taona aty aoriana hiverina hidona i France sy i Maroc

Hifanandrina indray i France sy i Maroc eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany “Mondial”. Amin’ity, hiady ny tapakilan’ny manasa-dalana, ny roa tonta. Hanala vela ny maraokanina izay hany ekipa afrikanina, indroa tafita eo amin’ny ampahefa-dalana. Anisan’ny lalao hanamarika ity “Mondial 2026” ity ny ampahefa-dalana hikatrohan’ny Les Bleus France sy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.