Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Nisitraka fitaovana ireo laboratoara eny ani­von’ny hôpitaly lehibe. Nahazo izany ny CHU Analankininina sy ny CHU Morafeno ao Toamasina. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny Tetikasa PPSB, sy voarindran’ny UCP ary vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fahasalamana hositrahan’ny vahoaka. Bus 84 isa no hiasa hitatitra ireo mpianatra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.