Fanadinana BEPC : Tsy handefitra amin’ny hosoka ny fanjakana
Miatrika ny fanadinana BEPC ireo tanora miisa 327 815 manerana ny Nosy, manomboka androany. Hosantarina amin’ny taranja Malagasy izany, izao maraina, izay haharitra ora 3 mahery. Hitohy amin’ny taranja SVT ny tolakandro. Nanantitrantitra ny fanjakana ny amin’ny maha zava-doza ny fanaovana karazana hosoka amin’ny fanadinam-panjakana. Voarara ny misolo mpiadina na …
No comments yet. Be the first to add a perspective.