Toamasina : Jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka
Leo ny asan-jiolahy ny fokonolona hany ka lasa tsy te hitsitsy manoloana ny fahatrarana jiolahy manao izany. Ny alin’ny alahady teo, jiolahy iray saron’ny fokonolona nanendaka tao Tsarakofafa. Nanambana antsy raim-pianankaviana iray tratra alina hamonjy fodiana izy. Vokany, na dia niezaka nitsoaka aza ilay jiolahy dia tsy namelan’ny fokonolona fa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.