Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Circuit Training » 2026 : Lasan’i Faby sy i Nantenaina ny laharana voalohany

Nafana dia nafana ny tao amin’ny Kianja mitafo Maha­ma­sina, nandritra ny fifaninanana “Circuit Training” andiany voalohany, nokarakarain’ny Zaka Rise Mada, ny faran’ny herinandro teo. Nahatratra 80 ny isan’ireo mpifaninana tamin’izany. Nahi­tana fanazaran-tena maro, toy ny pompes, squats, burpees, sauts sur box (jump box), corde à sauter ary sprints ny fifanintsanana. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.