Hetsika « Call center » sy « Digital » : Maromaro ireo tanora horaisina hiasa avy hatrany
Hetsika miavaka sy manokana. Efa nanomboka omaly, etsy amin’ny tokotanin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, hatramin’ny zoma izao ny «Salon de la rélation client et des métiers digitals». Nambaran’ny mpikarakara, ZRK, Zina Rakotoseheno, fa hiavaka ity andiany faharoa ity. «Fantatra eo no ho eo na ho voaray avy hatrany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.