Faritra Bongolava : Harovana ny fahasalaman’ny tanora
Ao anatin’ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fisorohana ny areti-mifindra azo avy amin’ny firaisana ara-nofo (IST/VIH) sy ny fampiroboroboana ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana, nanolotra kapoty ho an’ny lehilahy (préservatifs masculins) sy takela-panentanana momba ny VIH/Sida ho an’ny Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports (DRJS) ny DRSP Bongolava. Mikendry …
No comments yet. Be the first to add a perspective.