Karaté – Fivoriambe : Ligim-paritra 13 manohana ny FKM
Natao ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fivoriambe ara-potoana ho an’ny Federasionin’ny karate-do Malagasy. Ligim-paritra 13 amin’ireo 15 misy no tonga nanatrika teny an-toerana. Nisy ny fanambarana nataon’ireto ligy ireto ka ny filoha Boniface no nisolo tena azy ireo. Nambara ofisialy fa miaraka amin’ny federasionina, tarihan’ny filoha …
No comments yet. Be the first to add a perspective.