Baolina kitra – Klioba Delta United: Hifantina tanora eto Madagasikara
Ho fanampiana sy ho fikarakarana ny tanora malagasy, nantsangana ny klioba fiofanana baolina kitra, Delta United. Nambaran’ny teknisianina, Rasoanaivo Titi na ny Coach Titi, fa natsangana ho an’ireo zandry latsaky ny 16 sy ny 18 ary ny 19 taona izy ity. Hisy ny fifantenana manerana ny faritra eto Madagasikara rehefa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.