INDRAY MIJERY
Vehivavy miisa 30 niharan’ny herisetra nandrato fiofanana momba ny zaitra tetsy amin’ny CFP Tsimbazaza. Notolorana fampitaovana izy ireo hampahaleo tena hiatrehany ny fiainany. Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina ny fanohanana sy fampizakan-tena ireo vehivavy. Miditra amin’ny volana fahefatra, taorian’ny nandoavana ny vatsim-pianarana volana marsa, avrily ary …
No comments yet. Be the first to add a perspective.