Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fanadinana BEPC eto Antananarivo :Hivoaka ny faran’ny herinandro

Vita ny alatsinainy teo ny fitsarana ny taratasim-panadinana BEPC rehetra ho an’ny Cisco Atsimondrano. Efa mandamina ny taratasy ny mpiasa, omaly. Manomboka anio ny fampidirana ny naoty ao anatin’ny ordinatera. Tombanana hifarana rahampitso izany. Raha mizotra tsara ny dingana rehetra, hivoaka ny zoma na sabotsy ho avy izao ny valim-panadinana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.