Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Valanaretina Mpox : Natao vaksiny ny voafonja

Ho fanamafisana ny ady amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Mpox, nidina ifotony tao amin’ny fonjaben’i Tsiroano­mandidy ireo mpiasan’ny fahasalamana, “ekipan’ny Emad”. Paikady napetraky ny fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka. Nandritra izany, nisy ny fanaovana vaksiny ny rehetra ka anisany ny mpiasan’ny fonja, ny mpiasan’ny fitsarana ary ireo voafonja. Santionany …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.