FANTINA sy FINTINA
Hanamafisana ireo fahaiza-manao ho an’ny mpiantsehatra amin’ny fikaonandoham-pirenena no hatao amin’ity jolay ity, araka ny tetiandron’ny FFKM. Manomboka amin’ny volana aogositra izao, hatramin’ny marsa 2027 kosa, ny firotsahana an-tsehatra. Miainga eny anivon’ny fokontany sy kaominina, ny distrika ary ny faritra izany. Ny fitantanan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Anisan’ny hodinihina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.