Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Momba ny filoha teo aloha, Rajoelina : Hodinihina eny amin’ny Antenimierampirenena

« Hodinihina mandritra ny fivoriana parlemantera tsy ara-potoana ny momba ny fitantanan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry », hoy ny filohan’ny Antenimie­rampire­ne­na, Randrianasoloniaiko Site­ny, omaly, teny Tsimbaza­za. Nohamafisiny fa efa nandalo fankatoavan’ireo solombavambahoaka ny hanaovana fanadihadiana parlemantera momba izany ary efa nanaiky izany avokoa ireo depiote, mpanohana sy mpiara-dia amin-dRajoelina Andry. Nan­teriny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.