Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fanadihadiana parlemantera : “Tsy ho afa-maina izay nanao ny tsy mety tao amin’ny Jirama”

Nihaona tamin’ny tomponandraikitry ny Jirama ny vaomieran’ny fanadihadiana parlemantera eo anivon’ny Anterinimierampirenena momba ny Jirama, omaly. ”Tsy ho afa-maina izay nanao ny tsy mety”, hoy ny filohan’ny vaomiera nandritra izany. Tsy nitsitsy, hentitra… ny tenin’ny filohan’ny vaomieran’ny fanadihadiana parlemantera eo anivon’ny Ante­nimierampirenena mom­ba ny Jirama, ny depiote Ra­ko­toniaina Pety, teny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.