Fivoriana any Malawi : Nodinihin’ny Sadc ny olan’i Madagasikara
Nisokatra omaly, any Malawi, ny fivorian’ny komity ivondronan’ireo minisitra mivondrona eo anivon’ny Sadc. Nivoitra tamin’izany fa manaraka akaiky ny toe-draharaha politika eto Madagasikara ny Sadc. Anisan’izany ny fanatanterahana ireo dingana hiverenana amin’ny ara-dalàna araka ny lalàmpanorenana. Notsindrin’ireo mpivory fa anisan’ny vahaolana ny fifampidinihana andraisan’ireo mpisehatra rehetra anjara mba hipetrahan’ny fitoniana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.