Rugby XXL Top 12 : Tafita ny Uscar sy ny FTM Manjakaray
Notontosaina ny alahady teo, ny lalao sakana hiakarana amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, Federaly I, XXL Top 12. Tafita hiatrika izany dingana manaraka izany ny ekipan’ny Uscar sy ny FTM Manjakaray. Ny ekipan’ny kaominina, nandavon’ny TFA Anatihazo, tamin’ny isa, 38 no ho 27. Rava tsy lera …
No comments yet. Be the first to add a perspective.